Alaivo miadana dia ento mora foana,
fa ny maika ihany no sasatra sy sahirana...
Ainga tsotra mandamina, vatsy entina miatrika ny eto sy ny anio, manamaivana ny saina, mampifaly ny fo... #TeamGasy #Peace #Self #Love #Malagasy 😍
Inscription à :
Articles (Atom)